|
|
|
|

Teny iditra1  resy loka
Singan-teny  2 resy, 3 loka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana [1.1]
Tovy hevitra  6 azo loka, maty loka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12